Entry | 1 vivery |
Elementary words | 2 vy, very |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1] |
Examples |
5 Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928#] 6 Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472#] |
Other spellings | 7 vyvery |
Anagrams | 8 vivery, vy very |
Updated on 2023/12/18 |