|
|
|
|

Entry1  famerezana
Root  2  very
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana
Explanations in French  5  [1.3#827] L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause
Examples  6  Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka [2.366#]

Updated on 2024/12/11