|
|
|
|

Entry1  famerezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana
Explanations in French  4  [1.3#827] L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause
Examples  5  [2.366#] Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka
Root  6  very

Updated on 2024/12/11