|
|
|
|

Entry1  very hevitra
Elementary words  2  very, hevitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] miroanahana tsy mahita izay hatao, na handroso, na hihemotra
Explanations in English  5  [1.7] confounded, perplexed
Explanations in French  6  [1.8, 1.5#144] perplexe
7  [1.8] confus
8  [1.5#144] qui ne sait quoi faire
Examples  9  very hevitra izy telo lahy [2.442#38]
10  Samy very hevitra tamin' io ny adala sy ny hendry, fa samy tsy nahita izay antony [1.437]

Updated on 2024/12/07