|
|
|
|

Entry1  very hevitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miroanahana tsy mahita izay hatao, na handroso, na hihemotra
Explanations in English  4  [1.7] confounded, perplexed
Explanations in French  5  [1.8, 1.5#144] perplexe
6  [1.8] confus
7  [1.5#144] qui ne sait quoi faire
Examples  8  [2.442#38] very hevitra izy telo lahy
9  [1.437] Samy very hevitra tamin' io ny adala sy ny hendry, fa samy tsy nahita izay antony
Elementary words  10  very, hevitra

Updated on 2024/12/07