Entry | 1 mamesatra |
Root | 2 vesatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao |
Morphology |
|
Other spellings | 9 manavesatra |
Updated on 2023/01/20 |