Entry |
manavesatra
(vesatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1]
|
Explanations in English | To weigh down [1.7]
|
Explanations in French | Mettre un fardeau sur [1.8]
|
Examples |
1 | Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo.
[2.499]
|
2 | Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
manavesatra |
Past : |
nanavesatra |
Future : |
hanavesatra |
Imperative : |
manavesara |
|
Other spellings |
Proverbs |
|