|
|
|
|

Entry1  manavesatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao
Explanations in English  4  [1.7] to weigh down
Explanations in French  5  [1.8] mettre un fardeau sur
Examples  6  [2.499#] Fantany fa tsaratsara kokoa ny namela ny ranomaso hikoriana, hanamaivamaivana izay manavesatra ny fo.
7  [2.472] Ary izany vokatry ny fahantran' ny tena amin' ny hafa izany, vao mainka koa manavesatra ilay entana efa entin' ny tena.
Root  8  vesatra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Other spellings  13  mamesatra
Proverbs  14  Proverbs containing the word manavesatra

Anagrams  15  maƱavaratse, manavesatra

Updated on 2025/01/21