|
|
|
|

Entry1  mamiaka
Root  2  piaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manamangana, manimba [Taimoro] [1.78]
5  mifiaka (fary) [Tanosy] [1.78]
6  Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo [1.1]
Explanations in English  7  same as mipiaka [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manapiaka, mipiaka

Anagrams  13  amaikam, amakiam, mamaikà, mamaika, mamakia, mamiaka

Updated on 2023/01/20