|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamiko
Root  2  hamy
Part of speech  3  adjective mamy and pronoun
Examples  4  dia sitrako, ry ambanilanitra, dia mamiko, ry ambanilanitra [2.48#1116]
5  Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; ary mamiko ny torimasoko [2.996#30:031:026/Jeremia 31:26]
Titles  6  Fiteny Mamiko : kilasy fahatelo (Rajemisa-Raolison Régis)
7  Mamiko toy ny tantely : Fianarana mamaky teny (taona faharoa) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie)

Entry (2/2)8  mamiko
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Betsimisaraka] mikapoka amin'ny tady

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21