Entry (1/2) | 1 mamindra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona |
Explanations in English |
4 [1.2] to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. 5 [1.7] to move; to walk (esp. of a child) |
Explanations in French |
6 [1.8] déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) |
Examples |
7 [2.69#] Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. 8 [2.245#] Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; |
Vocabulary |
9 Motion |
Root | 10 findra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mamindra |
Entry (2/2) | 21 mamindrĂ |
Part of speech | 22 imperative of active verb mamindra [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Explanations in French |
24 [1.3] |
Root | 25 findra |
Anagrams | 26 amindram, indramam, mamindrĂ , mamindra, mindrama |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |