Entry (1/2) | 1 mamintina |
Root | 2 fintina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy |
Explanations in English |
5 [1.2] to contract, to reduce to a small compass. 6 [1.7] to diminish, to shorten, to abbreviate |
Explanations in French |
7 [1.8] diminuer, raccourcir, abréger; résumer |
Examples |
8 Azo atao ihany anefa aloha ny mamintina izay mety ho fantatra momba ny fokom-pianakaviana samihafa [2.508#] 9 Io no heveriko ho votoatin' ny Vatikana II, fanambarana izay feno tanteraka, izay mamintina ny Kaonsily iray manontolo. [1.369#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mamintìna |
Root | 15 fintina |
Part of speech | 16 imperative of active verb mamintina [Full list] |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/28 |