Entry (1/2) | 1 mamiratra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho |
Explanations in English |
4 [1.2] To shine, to give light. |
Examples |
5 [1.437#] Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. 6 [1.353#] Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. |
Root | 7 firatra |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mamirapiratra |
Entry (2/2) | 12 mamiratra |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra |
Explanations in English |
15 [1.2] to be luminous. |
Root | 16 firatra |
Anagrams | 17 mamaratry, mamaritra, mamiratra, miramatra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |