Entry (1/2) | 1 mamiravira |
Root | 2 viravira |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay |
Explanations in English |
5 [1.7] to tear, to rend |
Explanations in French |
6 [1.8] tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer |
Examples |
7 Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy. [2.928#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mamiravirà |
Root | 13 viravira |
Part of speech | 14 imperative of active verb mamiravira [Full list] |
Anagrams | 15 amiraviram, mamarivary, mamiravira, mamiravirà |
Updated on 2023/01/20 |