Entry | 1 mamokoka |
Root | 2 vokoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo 5 Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be bent over with age, to be hunchbacked [1.7] |
Explanations in French |
7 courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu [1.3] 8 être courbé; être bossu [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 kamokamo, -kamokamo-, komakoma, mamokoka |
Updated on 2023/01/20 |