Entry (1/2) | 1 vokoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka |
Explanations in English |
4 [1.7] bent over, stooped |
Explanations in French |
5 [1.8] courbé, voûté |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 vokoka |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.13] fivohitry ny hazon-damosina |
Explanations in French |
14 [1.13] cyphose |
Vocabulary |
15 Health |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |