Entry | 1 mivokoka |
Root | 2 vokoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mivolantsinana, milantsika: Tsy azo anaovana lohatrano ity hazo ity fa mivokoka loatra 5 Miondrika, miletsy, manjoko: Nampatahelo erỳ ny nijery azy nivokoka azon' ny entana nentiny [1.1] |
Explanations in French |
6 être courbé, recourbé, arqué, voûté: Mivokoka loatra ity hazo ity ka tsy azo anaovana lohatrano (Ce bois est trop courbé et l'on ne peut pas en faire un chevron) 7 se courber sous un fardeau: Mivokoka izy azon' ny entana (Il est courbé sous le poids du fardeau) [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |