Entry | 1 mamola-tany |
Elementary words | 2 mamolaka, tany |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [mamolatany] miasa tany [Taisaka]
[1.78] 5 miasa ny tany, manamboatra azy tanteraka mba hahazoana vokatra tsara betsaka [1.1] |
Updated on 2023/09/13 |