|
|
|
|

Entry1  mamoly
Root  2  foly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1]
Explanations in English  5  to spin thread [1.7]
Explanations in French  6  filer [1.8, 1.5]
Examples  7  Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  manasina, manady, manira

Anagrams  13  ilomam, mamilo, mamoly, milamo, miloma, mimalo

Updated on 2023/01/20