|
|
|
|

Entry (1/4)1  manasina
Root  2  hasina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manamasina dia fampiasa amin' ny fanehoam-panajanasy fankatoavanany Andriamanjaka amin' ny fanolorana fanomezana ho azy: avy manasina Andriana amin' ny volatsivaky izahay tompoko! [1.10]
5  manaja [Bezanozano] [1.78]
6  manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manamasina anao amin' itỳ vola tsy vaky itỳ izahay olom-pehezinao [1.1]
Explanations in English  7  to present the hasina. [1.2]
Explanations in French  8  faire le hasina, offrir le hasina [1.3]
Examples  9  Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/4)14  manasina
Root  15  hasina
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  Manome hery, manamasina [1.1]
Explanations in French  18  donner une vertu, consacrer, bénir [1.3]
19  (toute l'île) (racine hasina : la vertu, la puissance qu'on pense être surnaturelle, constatée chez certaines plantes). Verbe : donner une vertu, rendre une plante efficace. D'où les noms donnés dans les diverses régions aux empiriques soignant par les plantes : mpimasy ou mpimasina, omasy, ombiasy, tous dérivés de la même racine. Voir aussihasina. Le grand roi Andrianampoinimerina (règne 1787-1810) fut le premier à édicter des règles précises concernant les mpimasy et les médicaments autorisés et réprimant la sorcellerie et les pratiques malfaisantes. Voir Tantara, traduction française, 1974, Tome 3, p. 100-104. [1.196]
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :

Entry (3/4)24  manasina
Root  25  hasina
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27  manolona mba ho tonga kofehy: Manasina foly
28  manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra [1.1]
Explanations in English  29  to rock a child as in voahasina [1.2]
Explanations in French  30  tordre, bercer [1.3]
Morphology 
31  Present :
32  Past :
33  Future :
34  Imperative :

Entry (4/4)35  manana
Root  36  hasina
Part of speech  37  imperative of active verb manasina [Full list]
Explanations in Malagasy  38  [1.1]
Explanations in French  39  [1.3]

Anagrams  40  amisanan, anasinam, mananasy, manasina, manasìna, namisana, nasamany

Updated on 2022/05/03