Entry | 1 mamongady |
Root | 2 vongady |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Economy: trade |
Explanations in Malagasy |
5 Mividy mitambatra 6 Manavosa, manao antontany [1.1] |
Explanations in English |
7 to sell at wholesale [1.7] |
Explanations in French |
8 entasser, acheter en bloc [1.3] 9 vendre en gros [1.8] |
Examples |
10 Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |