|
|
|
|

Entry1  mamongady
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mividy mitambatra
Manavosa, manao antontany
Explanations in English  4  [1.7] to sell at wholesale
Explanations in French  5  [1.3] entasser, acheter en bloc
6  [1.8] vendre en gros
Examples  7  [2.332#] Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
Vocabulary  8  Economy: trade
Root  9  vongady
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2024/12/11