|
|
|
|

Entry1  mamono dia
Elementary words  2  mamono, dia
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika
Explanations in English  5  [1.2] to get into step. See vono dia
Explanations in French  6  [1.3] changer le pas, prendre le pas

Updated on 2023/04/16