|
|
|
|

Entry1  mamon-toaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany
Examples  4  [2.298#79] Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony?
Elementary words  5  mamo, toaka

Updated on 2025/02/16