Entry (1/2) | 1 mamora |
Root | 2 fora |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandidy foitra: Mamora zaza |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to circumcise |
Explanations in French |
6 [1.8] circoncire |
Examples |
7 Izao no fanao : isam-pito taona no mamora. [1.437#] 8 Asa na mamora ny zanany ireo Mikea niorim-ponenana ivelan'ny ala ireo na tsia. [2.508#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mamorà |
Root | 14 fora |
Part of speech | 15 imperative of active verb mamora [Full list] |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |