|
|
|
|

Entry1  mamototra
Root  2  fototra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka
5  Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika [1.1]
Explanations in English  6  to take root; to investigate thoroughly; to grasp. [1.2]
Explanations in French  7  saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe [1.3#190]
Examples  8  Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra. [2.324#]
9  Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho; [2.588#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2023/01/20