|
|
|
|

Entry1  mamototra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka
Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika
Explanations in English  4  [1.2] to take root; to investigate thoroughly; to grasp.
Explanations in French  5  [1.3#190] saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe
Examples  6  [2.324#] Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra.
7  [2.588#] Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho;
Root  8  fototra
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2024/12/11