Entry | 1 mampiantso |
Root | 2 antso |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 [1.3#57] |
Examples |
5 Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra [2.928#2] 6 Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [2.606] 7 Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [2.643] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mampiantso, mañampitso, mpanatsimo |
Updated on 2020/07/31 |