Entry | 1 mampibaribary |
Root | 2 baribary |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in French |
4 [1.66.fr#966] visualiser |
Examples |
5 mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena. [4.27] 6 Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely? [2.499#] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mampiharihary |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |