|
|
|
|

Entry1  baribary
Root  2  bary
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mitovy hevitra amin' ny bary
enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso
Explanations in English  5  [1.2] large, full, well-made, clear, conspicuous
6  [1.7] open; evident, known
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] évident
8  [1.3] ouvert en grand
9  [1.8] grand ouvert
Examples  10  Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895]
11  Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Synonyms  17  bary

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21