Entry | 1 abaribary |
Root | 2 baribary |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sokafana tsara Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto |
Explanations in English |
5 [1.2] to be made clear or bright 6 [1.7] to be made public, to be made known |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] qu'on écarquille 8 [1.3] à écarquiller 9 [1.8] qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle |
Examples |
10 Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery [2.470] 11 Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra. [2.5] 12 Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana. [4.27] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |