|
|
|
|

Entry1  mampikombona
Root  2  kombona
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va? [2.996]
5  Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza. [2.5]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20