Entry | 1 mampiseho |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamelatra mba ho hita: Mampiseho sary amin' ny ankizy ~ Mampiseho hakevohana io tovolahy io amin' ny ataony rehetra |
Explanations in English |
4 [1.7] to put on display |
Explanations in French |
5 [1.8] montrer, exhiber 6 [1.13] représenter, pésenter |
Examples |
7 [2.69#] fa saingy mba mampiseho ny taolako. |
Root | 8 seho |
Morphology |
|
Analogs | 13 maneho |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mampiseho |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |