Entry | 1 mampitombo |
Root | 2 tombo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] 5 [1.13] manitatra |
Explanations in English |
6 [1.7] ny mampitombo : multiplication |
Explanations in French |
7 [1.8] ny mampitombo: la multiplication 8 [1.13] multiplier, augmenter |
Examples |
9 Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [2.508#] 10 mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117#] 11 Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357#] 12 Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369#] |
Morphology |
|
Analogs | 16 manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo |
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mampitombo |
Updated on 2024/12/11 |