Entry | 1 manabodika |
Root | 2 bodika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 manabodika, miandaboka |
Updated on 2023/01/20 |