Entry | 1 manabodika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka |
Root | 4 bodika |
Morphology |
|
Anagrams | 9 manabodika, miandaboka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |