|
|
|
|

Entry (1/3)1  manadina
Root  2  adina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko
Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera
Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo?
Explanations in English  5  [1.2] to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination.
6  [1.7] to question; to give an examination
Explanations in French  7  [1.3] Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves)
8  [1.8] interroger, faire passer un examen
Examples  9  Ka tandremo fa mety manadina izy. [2.332]
10  Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [2.499]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/3)15  manadìna
Root  16  adina
Part of speech  17  imperative of active verb manadina [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]
20  [3.1] questionnez, demandez, examinez, interrogez

Entry (3/3)21  mañadina
Root  22  hadina
Part of speech  23  active verb
Explanations in Malagasy  24  [1.78] [Bezanozano] miarahaba

Anagrams  25 

Updated on 2025/01/21