Entry | 1 manadio |
Root | 2 dio |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manala loto: Manadio tanàna Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany |
Explanations in English |
5 [1.2] same as mandio and more frequently used |
Explanations in French |
6 [1.13] nettoyer; purifier |
Examples |
7 aoly ny manadio ny lobolobo. [2.442#] 8 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 9 ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 mandio |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manadio |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |