Entry | 1 manadio |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manala loto: Manadio tanàna Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany |
Explanations in English |
4 [1.2] same as mandio and more frequently used |
Explanations in French |
5 [1.13] nettoyer; purifier |
Examples |
6 [2.442#] aoly ny manadio ny lobolobo. 7 [2.356#] Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. 8 [1.123#] ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. |
Root | 9 dio |
Morphology |
|
Other spellings | 14 mandio |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manadio |
Anagrams | 17 amodian, anodiam, manadio, namodia |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |