Entry (1/2) | 1 manafintohina |
Root | 2 tafintohina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika |
Explanations in English |
5 [1.7] to trip; to give offense |
Explanations in French |
6 [1.3] faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas scandaliser, irriter 7 [1.8] faire broncher; scandaliser |
Examples |
8 Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. [2.4#] 9 Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#] 10 Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 manafintohìna |
Root | 16 tafintohina |
Part of speech | 17 imperative of active verb manafintohina [Full list] |
Anagrams | 18 anafintohinam, manafintohìna, manafintohina |
Updated on 2025/02/05 |