Entry | 1 managorobaka |
Root | 2 gorobaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy 5 Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala [1.1] |
Explanations in English |
6 to pierce through [1.7] |
Explanations in French |
7 percer de part en part [1.3#200, 1.8] 8 pénétrer de part en part, faire aboutir [1.3#200] |
Examples |
9 Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part) [1.3#200] 10 Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony? [2.996#] |
Morphology |
|
Other spellings | 15 mangorobaka |
Updated on 2023/02/13 |