Entry (1/3) | 1 gorobaka |
Root | 2 robaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1] |
Explanations in English |
5 pierced through [1.7] |
Explanations in French |
6 percé de part en part [1.3#200, 1.8] |
Examples |
7 Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka. [2.649] 8 Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296] |
Derivatives |
|
Entry (2/3) | 14 gorobaka |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in French |
16 prodigue [1.3#200] |
Entry (3/3) | 17 gorobaka |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in English |
19 deceit. See fitaka [1.2] |
Compound words |
|
Anagrams | 21 agorobak, gorobaka |
Updated on 2023/02/13 |