Entry | 1 migorobaka |
Root | 2 gorobaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Loaka tanteraka hatrany ambadika [1.1] |
Explanations in English |
5 to go through. [1.2] 6 to be pierced through [1.7] |
Explanations in French |
7 être percé de part en part [1.3#200, 1.8] 8 aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) [1.3#200] |
Examples |
9 Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; [2.59#] 10 Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/13 |