|
|
|
|

Entry (1/3)1  gorobaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy
Explanations in English  4  [1.7] pierced through
Explanations in French  5  [1.3#200, 1.8] percĂ© de part en part
Examples  6  [2.649] Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka.
7  [2.296] Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomĂ  andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina.
Root  8  robaka
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Entry (2/3)14  gorobaka
Part of speech  15  adjective
Explanations in French  16  [1.3#200] prodigue

Entry (3/3)17  gorobaka
Part of speech  18  noun
Explanations in English  19  [1.2] deceit. See fitaka
Compound words 

Anagrams  21  agorobak, gorobaka

Updated on 2025/03/30