Entry 1/2 | manahoana (tao, ahoana) | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [1.1] | |
Entry 2/2 | manahoana (ahoana) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [1.1] | |
Anagrams | hamoanana, mahanoana, manahoana |
Updated on 2023/01/20 |