|
|
|
|

Entry1  manaikitra
Root  2  kaikitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo
Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra
Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay
Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao
Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ
Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao
Explanations in English  5  [1.7] to bite, to cause pain
Explanations in French  6  [1.8] mordre; piquer, faire mal
Examples  7  manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528#]
8  ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mandramatra, miketoka, manaketoka, mikaretoka, manakarepoka, manakaretoka, mamazana, manatandra, mandramatra, mandrambo, mandrovitra, mandriatra
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manaikitra

Anagrams  16  iantraikam, itakarinam, manaikitra, manati-kira, miantraika, mitakarìna, mitakarina

Updated on 2023/01/20