Entry (1/2) | 1 manajanona |
Root | 2 janona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy 5 Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 manjanona |
Entry (2/2) | 11 manajanòna |
Root | 12 janona |
Part of speech | 13 imperative of active verb manajanona |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
Explanations in French |
15 [1.3] |
Tables and plates |
16 All the active imperatives |
Anagrams | 17 manajanona, manajanòna, mananjanoa, manajanona, manajanòna, mananjanoa |
Updated on 2023/01/20 |