Entry 1/2 |
manakatona
(katona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
|
Explanations in English | To close a door, etc [1.7]
|
Explanations in French | Fermer une porte, etc [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manakatona |
Past : |
nanakatona |
Future : |
hanakatona |
Imperative : |
manakatòna |
|
|
Entry 2/2 |
manakatòna
(katona)
|
Part of speech | imperative of active verb manakatona
|
|