Entry | 1 manakipaka |
Root | 2 kipaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina 5 Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [1.1] |
Explanations in French |
6 Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un. [1.3#333] |
Examples |
7 Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony. [2.996#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 manakipaka, mpanakiaka |
Updated on 2024/02/05 |