Entry | 1 manakipaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra |
Explanations in French |
4 [1.3#333] Enlever, détacher, écailler, éloigner, dépouiller quelqu'un. |
Examples |
5 [2.996#] Aza atao indray manakipaka amin' ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin' ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony. |
Root | 6 kipaka |
Morphology |
|
Anagrams | 11 manakipaka, mpanakiaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |